|
|
|
|

Teny iditra1 tsy laitra toroana
Singan-teny  2tsy, 3laitra, 4toroana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy. [1.1]
Tovy hevitra  7tsy laitra anarina, tsy laitra rarana, tsy laitra tenenina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11